Entrée haram-bato (harana, vato)
Partie du discours locution
Définition malgache  [Taifasy] vatolampy [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] hantsambato [Rakotosaona 1975]
Définition anglaise [vato, a stone.] a huge prominent rock, a rocky place. [Richardson 1885]
 a large rock, a protruding vein of rock [Hallanger 1973]
Définition française grand rocher [Hallanger 1974]
Exemples Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [Rajaonarivelo: Bina, page 25]
Citations 

Mis à jour le 2014/11/17