|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  haody
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 azo idirana ve? izany no tena hevitry ny hoe haody, izay fanontaniana tany an-tendrony ary novaliana hoe: "haodiana!" : azo idirana [2.313]
4 Teny fanonona raha vao hiditra an-tranon' olona hovangiana, ka "azo idirana va?" no heviny, ary dia novaliana taloha hoe "haodiana e!" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a word used by visitors at the door of a house when they are on the point of entering or wish to enter. [1.2]
6 hello ! (spoken when standing at the door) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 bonjour ! (se dit devant la porte) [1.8]
Ohatra  8  Raha hangalatra izy tsy hanao haody. [2.445#]
9  Ka haody, arahaba soa, haody, arahaba tsara. [2.245#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (2/2)11  haody
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 Mahimahina ka mitazantazana lavitra manodidina fa tsy sahy manatona; mahimahina tsy sahy, kaodikaody [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 intimidé, peu rassuré, peu familier, rôdeur [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  17 haodihaody

Fivaditsoratra  18 ahôdy, 19 hadio, haody, 20 Hodia

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08