|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hantsana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tevana, hady na lavaka lalina, fampana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a precipice; cf. tevana
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 précipice, abîme; cf. tevana
[1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 6 hantsaña |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 endy, manamaina kafe na vary na laoka ambony afo, manendy
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | hantsana, hantsaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|