| Entrée | 1 handrin-tany |
| Partie du discours | 2 locution |
| Mots élémentaires | 3 handrina, tany |
| Explications en malgache |
4 [1.1] entina milaza ny tokotany sy ny lalana izay mafy sy tsy mba maniry ahitra noho izy diavina matetika |
| Explications en français |
5 [1.13] talus |
| Exemples |
6 [2.356#] Nasiana lavaka mitovy amin' ny zinga eo amin' ny handrintany.
|
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|