|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  halanana
Fototeny  2 halana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asaina, entina na apetraka eo ambony halana, asiana halana: Tsy nohalanany ilay vato nololohaviny ka narary ny lohany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be made to have a cushion under a burden. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  halanana
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 jereo alanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 sand. See fasika. [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  halanana, 14 lanahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17