|
|
|
|

248 Xanagrams=alanana|analana +analana|ananala +ananala|=
248 entries=1|alanana#mg.n=
248 Xcompounds=2|Xexpnyms=2=
248 Xexpnyms=2|fanovanaaminnyalalannyangovontaratra#mg.ex+fanovana amin' ny alalan' ny angovon-taratra|sikidyalanana#mg.ex+sikidy alanana=
248 Xquotes=l/n/n/alanana.mg.n.qts=
248 en=1.2`a word applied to the sand or fine gravel used in working the sikidy.=
248 fr=1.3`Nom de Sikidy arrangé sur quatre lignes et quatre rangs; nom des graines employées pour tirer le Sikidy|1.19`[Tankarana] sable. (fàsina, jìa). § fàsika.|1.13.fr`[alañana] sables humides=
248 mg=1.78`[alañana] [Antemoro+Betsimisaraka] fasika|1.78`[Betsimisaraka] voan-javatra anaovana sikidy|1.1`Anarana karazan-tsikidy misy andalana efatra, izay mitondra laharana efatra tsirairay avy indray`Fasika fanaovana karazan-tsikidy iray izay atao indrindra hoe sikidy alanana|1.13.mg`[alañana] ilazana ny fasika na jia mando=
248 ndx=fr=|=
248 spellUnder=alanana+alanana+=
248 syntax=n=
262 gCurrentWordUnderlined=alanana=
Teny iditra 1  alanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [alañana] [Antemoro+Betsimisaraka] fasika [1.78]
4 [Betsimisaraka] voan-javatra anaovana sikidy [1.78]
5 Anarana karazan-tsikidy misy andalana efatra, izay mitondra laharana efatra tsirairay avy indray
6 Fasika fanaovana karazan-tsikidy iray izay atao indrindra hoe sikidy alanana [1.1]
7 [alañana] ilazana ny fasika na jia mando [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8 a word applied to the sand or fine gravel used in working the sikidy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 Nom de Sikidy arrangé sur quatre lignes et quatre rangs; nom des graines employées pour tirer le Sikidy [1.3]
10 [Tankarana] sable. (fàsina, jìa). § fàsika. [1.19]
11 [alañana] sables humides [1.13]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how alanana
Teny nalaina  13  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  alanana, 14 analana, 15 ananala

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19