Entrée halaky (laky)
Partie du discours nom
Explications en malgache Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy [1.1]
Explications en français Vitesse, rapidité, célérité [1.13]
Exemples Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [2.285]
Synonymes hafaingana
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/25