Entrée hakamoana (kamo)
Partie du discours nom
Morphologie 
hakamoana
hakamoako
hakamoanao
hakamoany
hakamoantsika
hakamoanay
hakamoanareo
hakamoan'
hakamoan-
hakamoam-
hakamoa-
-kakamoana
-kakamoako
-kakamoanao
-kakamoany
-kakamoantsika
-kakamoanay
-kakamoanareo
-kakamoan'
-kakamoan-
-kakamoam-
-kakamoa-
Exemples 
1 [Dahle: Angano, page 214] Ny hakamoana tsy ananan-jara.
2 [Rabemolaly: Fary, page 181] Tsy Finoana ny "fanekena lembenana" fa fahosana sy hakamoana.
3 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 109] Tamin' izany no tsy nahaizany nandanjalanja intsony ka nampitombo ny hakamoana be tao aminy.

Mis à jour le 2020/07/31