Entrée hadimiana (dimy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Halavam-potoana dimy andro: Avy foana ny orana nandritra ny hadimiana [1.1]
Explications en anglais Five days [1.2]
Explications en français Cinq jours [1.3]
Exemples 
1Rehefa nandeha hefarana na hadimiana izy dia tonga [2.649]
2Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470]
Vocabulaire 

Entrée hadimiana (dimy)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31