|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 godra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3Variété de riz à petit grain allongé mais non translucide, cultivé sutout aux environs de Tuléar.. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  4 Haizavamaniry

Teny iditra (2/4)5 godra
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny anglisy  7for faika. [Provincial]
8syrup, confections, pure soup.. [1.2]

Teny iditra (3/4)9 gôdra
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11poti-javatra mitavana eny amin'ny vodi-tavoahangy misy betsabetsa (laron-toaka), fotaka malemy. [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (4/4)12 godra
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14Osa, marary vanin-taolana; malemy eo am-pitoerana tsy afa-mihetsika.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15feebleness about the joints.. [1.2]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  19 Fahasalamana
Tovy hevitra  20godragodra, godraka

Fivaditsoratra  21 gôdra, godra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03