|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 goba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 torabato
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (2/4) | 4 goba |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 saonjo voavaofy andrahoina tsy atao be rano loatra
[Taifasy]
[1.78] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: hanina |
| Teny iditra (3/4) | 8 goba |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Vaingana misy tava 6 efamira mitovy ary rirana 12
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 cube
[1.13] |
| Voambolana | 12 Matematika: rafitsary |
| Teny iditra (4/4) | 13 Goba |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 Gob
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Gob
[2.996] |
| Voambolana | 17 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 18 Toko sy andininy momba Goba |
| Fivaditsoratra | goba, Goba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|