|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gisa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Vorona anisan' ny lehibe amin' ny varana ompiana ka nahatonga ny anarany hoe Vorombe; efadrantsana miraikitra sy mitapelaka ny gisa ary fisa-bava lavalava; vorona tsara hena na dia somary sarotsaro-devonina ihany aza.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a goose.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5oie.
[1.54] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 7 Haibiby: vorona |
| Tsipelina hafa | 8gisy |
| Mpanahaka | 9 vorombe |
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 12 gasy, 13 gisa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|