|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gaza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Toetra fahatelo mety hananan' ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran' ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza [1.1]
Voambolana  4  Simia

Teny iditra (2/2)5  Gaza
Sokajin-teny  6  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  7 Gaza; [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  8 Gaza [2.996]
Ohatra  9  ilay avy tany gaza dia namaky an' i Jodia sy Samaria; [1.38]
Voambolana  10  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  11 Toko sy andininy momba Gaza
Lahatsoratra  12 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Gaza

Fivaditsoratra  gaza, Gaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21