|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  garabola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny lakilasy misy ny mpianatra madinika vao mianatra abidy [1.1]
4 sehatra fibeazana fototra andraisana zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana:
5 Vao tao amin' ny garabola io zaza io dia efa hita ny haranitan-tsainy [1.62#471]
6 sekoly fibeazana fototra ianaran' ireo zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Manampy betsaka ny fanabeazana ny fampitaovana an' ireny garabola ireny [1.62#471]
Fanazavàna teny frantsay  7 classe maternelle [1.5]
Ohatra  8  Toraka izany ny mikasika ny fampianarana, manomboka amin’ny garabola ka hatrany amin’ny sampampianarana ambaratonga ambony [4.27]
9  Sa amin' ny alalan' ny fiparitahan' ny sekoly tsy miankina tsy an' ny fiangonana, izay mirehareha fa manome fampianarana amin' ny teny frantsay tanteraka manomboka amin' ny kilasy garabola ka hatramin' ny kilasy famaranana? [4.27]
Voambolana  10  Fianarana
Mpanahaka  11  haivola, 12  kingavola, 13  rosovola, 14  tongavola

Teny iditra (2/2)15  Garabola
Singan-teny  16 garabola
Sokajin-teny  17  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  18  Fianarana
Mpanoratra  19 FOFAFIPE
Mpanonta printy  1992, 2000. Haavony: 24cm. Ambainy: 18cm. Takila: 96.

Fivaditsoratra  garabola, Garabola, 21 Gorabala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21