|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1 ; gadragadra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-borona (Pterocles) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] a bird; the sand grouse [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 oiseau. Espèce de Pterocles. [1.3]
Voambolana  6  Haibiby: vorona

Teny iditra (2/3) 7 ; gadragadra
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Fihararetrana feon' olona toy ny vaky na feon-javatra toy ny mitriatra nony voadona, tsy mikarantsana fa toa mitriatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 harshness of the voice, a rough voice
11 a flaw in the sound, as the sound of a cracked pot. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 voix sourde, cassée [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  17  Feo

Teny iditra (3/3) 18 ; gadragadra
Sokajin-teny  19  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  20 Mihararetra toa vaky, farimparina: Gadragadra ny feonao izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 fêlé, rauque [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04