|
|
|
|

Teny iditra1  figadragadra
Fototeny  2 gadragadra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny feo migadragadra, izany hoe ratsy faneno toy ny vilany vaky:
5 Mahatsikaiky ny figadragadran' ny feon' Ibalita kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 L'état de la voix rauque, cassée [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17