|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gada
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 hakingana aseho amin'ny vovon-dandihazo (kilalao) [Sakalava] [1.78]
Voambolana  4  Kilalao

Teny iditra (2/2)5  Gada
Sokajin-teny  6  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  7 Gad [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  8 Gad [2.996]
Ohatra  9  Ary ny zanakalahin'i gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Erỳ [2.996]
Voambolana  10  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  11 Toko sy andininy momba Gada

Fivaditsoratra  gada, Gada

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21