Entrée frantsay
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Frantsa: Mahatratra 50 tapitrisa mahery ny isan' ny Frantsay
Mikasika an' i Frantsa, an' i Frantsa na avy any Frantsa: Anisan' ny teny mazava ary azo ilazana angolan-kevitra ny teny frantsay [1.1]
Explications en anglais A Frenchman
French [1.7]
Explications en français Français [1.8]
Mots composés 
Titres Diksionera Malagasy-Frantsay
Rakibolana frantsay - malagasy
Vaovao Frantsay Malagasy
Voambolaña malagasy-malagasy (frantsay)
Origine Français: français.
Analogues  Frantsa

Mis à jour le 2023/07/29