|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 foty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fihinam-body sy ravina
[Sakalava]
[1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 4 foty |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 provincial for fotsy [Mal. putih.]
[Provincial]
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 7 taolafoty |
| Teny iditra (3/3) | 8 foty |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy
[1.1] |
| Voambolana | 11 Kilalao |
| Tovy hevitra | 12 fotibaolina |
| Fivaditsoratra | 13 fito, foty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|