|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  fositra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo mafy dilorina eo ambonin' ny hazo malemy anankiray hahazoana afo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the use of the fire drill [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de faire le feu en tournant une tige de bois [1.8]
6 [Merina] Substantif et racine verbale (du malais pusar) : action de faire tourner rapidement un bois pointu dans un trou pratiqué dans un autre bois, la friction produira un échauffement, puis du feu. Aussi, nom des bois utilisés à cet effet (ancien, leur connaissance est oubliée en Imerina). La forme verbale active foserina, participe passé, s'applique surtout à la partie femelle, tandis que fosero, impératif, s'applique à la partie mâle. « Fosero io hazo io hiteraka afo : faites tourner rapidement cette partie mâle pour produire du feu ». Pour la forme verbale passive, on a aussi deux participes passés : afositra, s'appliquant à la partie mâle ; voafositra, s'appliquant au feu allumé par ce procédé. Au sens figuré, ce dernier mot désigne une affaire menée rondement, sans perte de temps. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Voambolana  10  Haizavamaniry
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how fositra

Teny iditra (2/3) 12  fositra
Sokajin-teny  13  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  14 Root of afositra, foserana, mifositra, ifoserana, mamositra, amoserana. See sitrika. [1.2]

Teny iditra (3/3) 15  fositra
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 Bibikely homana ny fakan' ny zavamaniry, toy ny fary, voavahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 a kind of insect. [1.2]
Voambolana  19  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fositra
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 faritso, 23 fitrosa, fositra, 24 rafotsy, 25 ratsy fo, 26 sifotra, 27 Tryfosa, 28 tsirofa

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07