Entrée fononteny (fono, teny)
Partie du discours nom
Définition malgache Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy [Rajemisa 1985]
Traduction française parenthèse [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Analogues  < > fononteny maranitra
  [ ] fononteny mahitsy
  Signes de ponctuation

Mis à jour le 2020/07/31