Entrée | fongatina (fongatra) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | fongarina | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |