|
|
|
|

Teny iditra1  fongarina
Fototeny  2 fongatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity
5 Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany
6 Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Qu’on sort, qu'on extrait, qu’on fouille, qu'on déterre, qu’on fait revivre, qu’on révèle: Fongarin ’ny vazaha hatraiza hatraiza ny volamena (Les Européens fouillent partout l’or) ~ Rakitra saro-bidy no nofongarina tao (On a déterré là un précieux trésor) ~ Tsy azo fongarina ny fanao sasany teo aloha (On ne peut pas faire revivre certains usages d’autrefois) [1.3#184]
Ohatra  8  Raha tetezina ny tantara ka avadibadika ny fomba ary fongarina ny fitenin' ny razana izay ela izay, dia indro ny lalàn' ny fitondrantenany fa nisoritra mandrakariva teo aminy [2.296#]
9  Fa raha fongarina kosa ny tsiambaratelo afenin' ny kibon' ny tany, hita fa mbola voatahiry ao ireo fanaka sy fitaovana samihafa nampiasain' ireo Razamben' ny olombelona, toy ny vato voatandana. [2.285#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14 fongatina

Fivaditsoratra  15 fangorina, 16 fingorana, fongarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08