|
|
|
|

Teny iditra1  foitra ivoho
Singan-teny  2 foitra, 3 ivoho
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 foitra any an-damosina, zavatra tsy mety hisy, tsy azo heverina:
6 Foitra ivoho izany, Rangahy ity
7 Gisa mainty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 [ivoho, behind.] An impossibility. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 C'est comme le nombril sur le dos. Expression pour dire que c' est impossible [2.415#3248]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17