|
|
|
|

Teny iditra1  fohazina
Fototeny  2 foha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tairina amin' ny torimasoo: Aza mbola fohazina izy fa vizana
5 Tsahivina: Tsy tokony hofohazina intsony io raharaha io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be wakened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on réveille [1.8]
Ohatra  8  Aoka ny lasa hatory mandrakizay fa aza fohazina intsony, hoy Bina. [2.499#]
9  Dia tsy navelako ho fohazina tamy ny io alina io Raketaka sy Ramasinoro fandrao taitra ka mivadi-pò Ramasy. [2.59#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 fihazona, fohazina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17