|
|
|
|

Teny iditra1  fizozozozo
Fototeny  2 zozozozo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 toetran' ny rivotra mizozozozo, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny raha mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Manière de bourdonner, de bruire, de siffler [1.3#876]
Ohatra  6  Ary nanarakaraka ny afo nisy fizozozozo malefaka sy malemy. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12