Entrée fivovozana (vo)
Partie du discours nom
Explications en malgache fikiakiahan' ny alika mitady hanaikitra na hampitahotra: tsy ahitana tory ny fivovozan' ny alika atỳ aminareo izany [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31