|
|
|
|

Entrée1  fivondronam-pokontany
Mots élémentaires  2  fivondrona, 3  foko, 4  tany
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1]
Exemples  7  Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny fivondronampokontany. [2.114#]
Synonymes  8  fivondronana

Mis à jour le 2025/10/11