|
|
|
|

Teny iditra1  fivika
Fototeny  2 vika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny taolana mivika, izany hoe mipitsoka, mifandiso ny tonony [1.1]

Fivaditsoratra  5 fivaky, fivika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12