Entrée | fivelarana (velatra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fisokafan' ny zavatra iray nikombona na nihorona: Fivelaran' ny boky / Fivelaran' ny raozy ¶ Fotoana isehoan' ny hery na hatsaran' ny zavatra iray: Matokisa fa fotoana fivelaran' ny sain' ny zaza indrindraizao taonany izao ¶ Fitsorana mivalampatra tsara: Akory izany fivelarany teo ambony posy ¶ Fihaingoana, firaratana: Fivelaran' ny olona ny andro fety [Rajemisa 1985] | |
Explications en français | développement, épanouissement, expansion [SLP 1986] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |