Entrée fivavahana (vavaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanajana sy fanompoana an' Andriamanitra na izay heverina ho izy: Finoanoam-poana no fototry ny fivavahana amin' ny sampy
¶ Foto-pinoana sy fampianarana samy manana ny azy iompanan' ny fanajana amam-panompnana an' Andriamanitra: Ny fivavahana Kristianina ~ Ny fivavahana silamo
¶ Teny na fihetseham-po entina mitsaoka an' Andriamanitra, misaotra azy ary mangataka aminy; vavaka: Manao fivavahana hariva, fivavahana atora-po [Rajemisa 1985]
Définition anglaise worship; religion [Hallanger 1973]
Définition française religion ; action de prier, d'aller au culte ou à la messe [Hallanger 1974]
Articles 

2017/06/29