|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsimoka |
| Fototeny | 2 tsimoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomban' ny zavatra maniry mitsimoka na vaky vazana: Tsara fitsimoka ny voly rehetra namboleko tamin' itỳ taona itỳ
[1.1] |
| Fivaditsoratra | fitsimoka, 5 mifitsoka, 6 mifokatsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|