Entrée fitsara (tsara)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina mitsara, izany hoe manavaka ny manana ny marina sy ny diso, mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety
Azo tsaraina [1.1]
Exemples Fa raha izany, hataon' Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao? [2.996]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/14