Entrée fitsaharana (tsahatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fijanonana: Ny fitsaharan' ny rivotra no nahatonga anay handeha
Fiatoana: Manomboka anio ny fitsaharan' ny fianarana [1.1]
Explications en anglais A pause, rest [1.7]
Explications en français Pause, repos [1.8]
Exemples 
1Ny alahady no fotoana mba fitsaharana. [2.472]
2Efa mby amin'ny fitsaharana amin'ny asany angaha. [2.895]
Article 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20