|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsaboana |
| Fototeny | 2tsabo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5medical care and nursing.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6soins médicaux.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Inona no nataon' i Galliéni momba ny fitsaboana?
[2.113#75]
8 Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity. [2.285#89] |
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 10trano fitsaboana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|