| Entrée | 1 fitrangana | 
| Radical | 2 tranga | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1] | 
| Tous les mots composés | 5 3 combinaisons de ce mot | 
| Anagrammes | 6 fanatringa, 7 fitrangana | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |