| Entrée | 1 fitoviana |
| Radical | 2 tovy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fifanahafana, fifandraikana, tsy fahasamihafana: Misy fitoviana amin' izy roa lahy ireto [1.1] |
| Explications en anglais |
5 equality [1.7] |
| Explications en français |
6 égalité; ressemblance [1.8] |
| Exemples |
7 Ny tsy fitoviana kely dia ara-dalàna eo amin'ny olona.
[2.424#]
8 fahazoana fitoviana eo amin' ny fiainana ara-batana lavorary. [2.114#] |
| Tous les mots composés | 9 5 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|