|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitoto |
| Fototeny | 2 toto |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitoto
5 Azo totoina [1.1] |
| Ohatra |
6 Na hototoinao ao an-daona aza ny adala, tahaka ny fitoto vary amin' ny fanoto, tsy hisaraka aminy ny hadalany tsy akory.
[2.996#]
|
| Fivaditsoratra | fitoto, 7 totofy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|