Entrée fitokonana (tokona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fihenahenana tsy mety miala amin' ny toerana misy ny tena: Nokapohina, novelezina: tsy nisy nampihontsona ny fitokonan' ilay omby izany [1.1]
Explications en anglais Obstinacy [1.7]
Explications en français L'obstination, le motif, le lieu [1.3]
 Entêtement [1.8]

Entrée fitokonana (tokona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fihenahenana tsy mety miasa: Efa naharitra hadimiana izao ny fitokonan' ny mpiasa amin' ny Paositra [1.1]
Explications en anglais A strike by laborers [1.7]
Explications en français Grève des ouvriers [1.8]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31