|
|
|
|

Teny iditra 1  fitoerana
Fototeny  2 toetra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fipetrahan' ny zavatra iray, ny misy (ny zavatra iray voalaza) andavanandro: Eto no fitoeran' ilay bokiko, ka mahagaga fa tsy hitako eto ilay izy
5 Ao amin' ny vatana salama no fitoeran' ny saina salama
6 Toerana: Ataovy amin' ny fitoerana maina ireo voankazo ireo
7 Toerana omby hipetrahana: Omeo fitoerana kely eo aminareo eo izy
8 Zavatra ametrahan-javatra hafa: Fitoeran-dranomainty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a place, a location [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 endroit, place [1.8]
11 emplacement, position, siège [1.13]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fitoerana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 aretin' afo, 15 fierotana, 16 fioretana, fitoerana, 17 iforetana, 18 ifoterana, 19 irefotana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07