|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitobatobana |
| Fototeny | 2 tobatoba |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fihetsiketsehana, fikobankobanana: Tsy hay lazaina ny fitobato ban' ny rano anaty siny raha mihazakazaka ny mpantsaka
5 Fandanilaniam-poana, fandaniana ny harena hanaranana fo: Ny fitobatobany no nampahantra azy haingana [1.1] |
| Tovy hevitra | 6 fitobatoba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|