|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitobatoba |
| Fototeny | 2 tobatoba |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mitobatoba, izany hoe mikobana na mihetsiketsika; toetran' ny olona mitobatoba na mandanilany foana: Tsy mahagaga raha lany sahady ny harenany, fa aiza moa itỳ fitobatobany!
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5 fitobatobana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|