|
|
|
|

Teny iditra1  fitery
Fototeny  2 tery
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitery na mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Toa tsy hainao akory izany fitery omby
5 Azo terena [1.1]
Ohatra  6  Mihahaka izahay raha vao tratra aoriana ny fitery anay. [2.117#]

Fivaditsoratra  7 fietry, fitery

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12