Entrée | 1 fitenim-paritany |
Mots élémentaires | 2 fiteny, 3 faritany |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 [1.1] fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady |
Exemples |
6 [2.285#] mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy.
|
Vocabulaire | 7 Linguistique |
Autres orthographes | 8 fitenimparitra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |