|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitantanana |
| Fototeny | 2 tana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanohanana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo am-pimindrana miaraka amin'ny tena:
5 Ilaina ny fitantanana ny zaza vao mianamandeha. 6 7 Fitondrana, fifehezana: 8 Noraisin'ny fanjakana ny fitantanana ireo orinasa ngeza eto amin'ny firenena. 9 [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 10 filankevi-pitantanana |
| Teny iditra (2/2) | 11 fitantanana |
| Fototeny | 12 tantana |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Fizarana (vary, hena, sakafo, vola) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana:
15 Iza no hikarakara ny fitantanana ny sakafo amin'ireo mpandevina? 16 17 Fiadidiana, fiandraiketana: 18 An'ny vehivavy ny fitantanana ny vola ao an-tokantrano. 19 [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|