Entrée fitandremana (tandrina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampifantohana ny saina amin'ny zavatra atao: Ilaina ny fitandremana rehefa manao asa-marika.
Fiambenana olona: Mila olona be fahafoizan-tena ny fitandremana ireo zaza ireo.
Fikarakarana, fanolokoloana: Ataovy anton-draharaha ny fitandremana ireo voninkazoko ireo mandritra ny tsy maha-eto ahy.
Fanarahana, fanatanterahana (adidy): Zavatra iray ihany no tsy maha-voaheloka: ny fitandremana ny didy aman-dalàna. [1.1]
Explications en anglais The act of caring for health care [1.7]
Explications en français Action de surveiller, de prendre soin [1.8]
Mots composés 

Entrée fitandremana (tandrina)
Partie du discours nom
Explications en anglais A parish
Explications en français Paroisse [1.8]

Mis à jour le 2023/09/08