|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitambotsorana |
| Fototeny | 2 tambotsotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fidinana ambany, fikorisana midina: Tsapao matetika ny zanakao ao am-babena fa mety nianjera noho ny fitambotsorany.
5 Tsy fahajoroana ka mianjera: Tsy nisy nahita ny fitambotsorany tamin'izy torena. 6 Fihenana, fihaosana, fandrorona: Hita mazava izao ny fitambotsorany amin'ny fahaiza miteny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a decline in position or dignity
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 diminution, déclin, action de reculer
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|