|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitaiza |
| Fototeny | 2 taiza |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitaiza na mikarakara mba hanasoa sy mba hahaolom-banona:
5 Tsara fitaiza ny zaza apetraka amin'io zazavavy io. 6 7 Teny enti-milaza izay rehetra tehirizina hatao fiandry an-tratra: 8 Fanafody atao fitaiza mihitsy ny anay ny fanazava. 9 [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 [Mod. s. from mitaiza (taiza).] An extra supply of anything put aside for use in case of need; a gun carried by the guards of the sovereign; materials kept ready in weaving to lengthen a thread broken in the warp; a mode of nursing. See antratra.
[1.2] 11 anything kept in reserve [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 ce qui est tenu en réserve
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|