|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitaingenana |
| Fototeny | 2taingina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fiakarana na fipetrahana eny ambony zavatra: Noraran'i dada ny fitaingenana eny ambony hazo.
5. 6Fipetrahana eo ambony na ao anaty fiara mandeha: Mila fahaizana mampifandanja tsara ny lanjan'ny tena havia sy havanana ny fitaingenana bisikileta. 7. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8the act of riding astride, the act of riding.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9action de monter, spéc.
10à cheval ou à bicyclette. [1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|