Entrée fitafy (tafy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina mitafy, izany hoe manisy lamba manarona ny tena: Somary agoragora no fitafin'ny vehivavy sasany lamba rehefa mianjaika. [1.1]
Explications en français état de celui qui est vêtu
Manière de se vêtir [1.3]
Exemples 
1ny vahiny amin' Iarivo ihany no tsy ampy fitafy toy izany. [2.470]
2ny sasany nividy lamba soga hatao fitafy na nanapaka hatao akanjo. [2.356]
3Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy. [2.245]
Morphologie 
Simple : fitafy, fitafiko, fitafinao, fitafiny, fitafintsika, fitafinay, fitafinareo, fitafin', fitafin-, fitafim-
Préfixée : -pitafy, -pitafiko, -pitafinao, -pitafiny, -pitafintsika, -pitafinay, -pitafinareo, -pitafin', -pitafin-, -pitafim-

Entrée fitafy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Azo tafina: Tsy mba fitafy itony lamba itony, ry Bozy a! [1.1]
Exemples Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy. [2.245]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20